Entry | fanalampiery | |
Elementary words | fanala ; fiery | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Synonyms | alam-piery ~ fangalam-piery | |
Updated on 2023/12/20 |