Entry | fandiorano | |
Elementary words | fandio ; rano | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | A species of snipe [1.2] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Proverbs | Proverbs containing the word fandiorano | |
Entry | fandiorano | |
Elementary words | fandio ; rano | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [1.78] | |
Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [1.1] | ||
Explanations in English | A water-beetle [1.2] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Anagrams | fandiorano, firodonana, ifondroana |
Updated on 2024/03/21 |