Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fandiorano | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Fandiorano : hisitrika izy ihany, hiseho izy ihany. [2.558 #1100] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002] Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165] Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276] Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [2.165]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Toy ny fandiorano, ka mainty ambanin' ny rano. [2.558 #4275] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Tsikovoka sy fandiorano : rano no iraisana, fa ny fomba samy manana ny azy. [2.558 #4430]
Tsikovoka sy fandiorano : volo no iraisana, fa ny fomba samihafa. [2.415] Tsikovoka sy fandiorano : volo no iraisana, fa ny fomba samy manana ny azy. [2.165 #311, 2.653 #3302, 2.415] | ||||||||||||||||||||
French translation | Dytiques et insectes aquatiques fandiorano : ils ont même couleur mais leurs moeurs sont différentes. [2.415]
Un dytique et un gyrin: ils sont de même couleur, mais n' ont pas les mêmes habitudes. [2.165 #311] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les conditions des hommes sont différentes. [2.415 #864] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||