|
|
|
|

Entry (1/4)1  fanenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
Explanations in French  4  tétanos [1.13]
Vocabulary  5  Health
Analogs  6  tetanosy, tomboka

Entry (2/4)7  fanenitra
Root  8  tenitra
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
Explanations in English  11  a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2]
12  a wasp [1.7]
Explanations in French  13  guêpe [1.3#147, 1.8, 1.13]
Examples  14  nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895#]
Vocabulary  15  Zoology: invertebrates
Synonyms  16  takolapanenitra, fangaraka
Analogs  17  kitoka
Article  18  Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)19  fanenitra
Root  20  tenitra
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]

Entry (4/4)23  fanenitra
Root  24  tenitra
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
Explanations in French  27  critique [1.3#147]

Anagrams  28  fanenitra, nanefitra, natrefina, nifanetra, nirafetan

Updated on 2023/01/20