Entry | 1 fanevamena |
Elementary words | 2 faneva, mena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy |
Explanations in English |
5 [1.2] [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. |
Examples |
6 Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59#] |
Vocabulary |
7 Military |
Other spellings | 8 fanevamena |
Compound words |
|
Anagrams | 10 famenavena, fanevamena |
Updated on 2023/10/28 |