|
|
|
|

Entry1  fanjanahantany
Elementary words  2  fanjanahana, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [1.1]
5  fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [1.13]
Explanations in French  6  [fanjanahan-tany] néocolonialisme [1.13]
7  colonisation, colonialisme [1.66]
Vocabulary  8  Politique
Compound words 

Updated on 2023/10/12