Entry | 1 fehikibo |
Elementary words | 2 fehy, kibo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo [1.1] |
Explanations in English |
5 [fehy kibo] A girdle, a girth. fehin-kibo also used [1.2] 6 a belt [1.7] |
Examples |
7 Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano. [2.649#] |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Other spellings | 9 fehinkibo, fehinkibo |
Updated on 2023/08/29 |