|
|
|
|

Entry1  fianakaviana (anaka)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy [1.1]
Explanations in English  5  The relationship of the various members of a family. [1.2]
Explanations in French  6  Famille [1.54, 1.5]
7  La parentèle [1.5]
Examples  8  Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana. [2.499]
9  Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Titles 
Article  15  Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana)

Updated on 2023/06/27