|
|
|
|

Entry1  fiantrana (antra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra [1.1]
5  Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1]
Explanations in English  6  Compassion [1.2, 1.7]
7  Charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2]
8  Help given to the poor [1.7]
Explanations in French  9  L'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3#55]
10  Secours, aumône [1.8]
Examples  11  Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
12  ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
13  Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Article  14  Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  fantarina, fiantrana

Updated on 2023/01/20