Entry | 1 fileovana |
Root | 2 leo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [1.1] |
Explanations in English |
5 a préfecture, an administrative district [1.7] |
Explanations in French |
6 préfecture; district administratif [1.8] |
Vocabulary |
7 Politique |
Compound words |
|
Anagrams | 10 fileovana, voafelany |
Updated on 2023/10/12 |