|
|
|
|

Entry1  fitenim-paritra
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Linguistics
Explanations in Malagasy  4  fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]5  fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [1.13]
Explanations in French  6  parler régional [1.13]
Synonyms  7  fitenim-paritany
Elementary words  8  fiteny, faritra

Updated on 2023/06/12