Entry (1/4) | 1 foza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famoriporetana, familavilana [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 5 fozafoza |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 7 foza |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in French |
9 circoncision [1.13] |
Vocabulary |
10 Health |
Analogs | 11 didiampoitra, fora, savatse, sambatra, hasoavana, tapakanake |
Entry (3/4) | 12 foza |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [1.1] |
Explanations in English |
15 a small fresh-water crab. [1.2] 16 a crab [1.7] |
Explanations in French |
17 crabe [1.8] |
Examples |
18 Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356] 19 Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576] 20 Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499] |
Vocabulary |
21 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 32 Fitiavana Tanindrazana Fozaorana (Ravaloson Johary) |
Proverbs | 33 Proverbs containing the word foza |
Entry (4/4) | 34 foza |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 Karazan' adabo fihinam-boa [Sakalava]
[1.1] |
Explanations in French |
37 (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae). Graines comestibles fournissant une bonne fécule. Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots. La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants. C'est peut-être l'origine du nom. Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [Tankarana]
[1.196] |
Vocabulary |
38 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/07/22 |