|
|
|
|

Entry1  hafahafa
Root  2  hafa
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa
10  miolonolona
11  tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha [1.1]
Explanations in English  12  different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [1.2]
13  strange, bizarre [1.7]
Explanations in French  14  bizarre, étrange [1.3, 1.8]
15  un peu différent, qui dévie du vrai [1.3]
Examples  16  hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity [2.470]
Analogs  17  olona hafahafa, mandry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word hafahafa

Anagrams  20  fahafaha, hafahafa

Updated on 2024/08/29