|
|
|
|

Entry (1/3)1  kanjo
Part of speech  2  conjunction
Explanations in Malagasy  3  Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [1.1]
Explanations in French  4  Cependant, au contraire [1.3#308, 1.5#165]
5  Malheureusement [1.5#165]
6  Mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [1.12]
Examples  7  Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala [2.69#]
8  kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny [2.528#]
9  kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga [2.296#]
Derivatives 
10  Adverbs :
Tables and plates  11  All the conjunctions

Entry (2/3)12  kanjo
Part of speech  13  noun
Vocabulary  14  Botany: grass
Explanations in English  15  Provincial for akanjo [1.2#314]

Entry (3/3)16  kanjo
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Botany: grass
Explanations in English  19  A trailing herb, Ipomea s [1.2#314]
Scientific name 

Anagrams  21  jonka, kanjo

Updated on 2023/02/14