Entry | 1 kankafotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [1.1] |
Explanations in French |
4 espèce de coucou [1.54] |
Examples |
5 Ny kankafotra ve sa ny voro-mahery? [2.445#124] |
Vocabulary |
6 Zoology: birds |
Analogs | 7 abilimborona, toloho |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word kankafotra |
Updated on 2023/08/11 |