|
|
|
|

Entry (1/7)1  kana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
Explanations in French  4  habile, rusé, roué [1.3#313]
Compound words 

Entry (2/7)7  karana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  (fihasimban' ny hoe harana).
10  Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Vocabulary  11  Biology
Synonyms  12  rikarikan-taolana
Compound words 

Entry (3/7)14  karana
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  armature, canevas [1.13]
Compound words 

Entry (4/7)23  karaña
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25  brisants. (rìva). [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  26  Geography: (in general)
27  Navigation

Entry (5/7)28  kana
Part of speech  29  adjective
Explanations in Malagasy  30  Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]

Entry (6/7)31  Kana
Part of speech  32  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  33  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
Explanations in English  34  an East Indian or Pakistanese [1.7]
Explanations in French  35  Indien ou Pakistanais [1.8]
36  Indien, Hindou [1.13]
Vocabulary  37  History

Entry (7/7)38  Karàna
Part of speech  39  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  40  Cheran [2.996]
Explanations in French  41  Kerân [2.996]
Vocabulary  42  Holy Scriptures
Synonyms  43  kerana
Biblical quotes  44  Chapters and verses mentioning Karàna

Anagrams  45  karàna, karaña, Karàna, karana

Updated on 2024/11/22