|
|
|
|

Entry (1/2)1  kirìna
Root  2  kiry
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny [1.1]
Explanations in English  5  obstinate [1.7]
Explanations in French  6  obstiné, entêté, tenace [1.3]
7  entêté [1.8]
Derivatives 
8  Adjectives :
Analogs  9  be ditra, mafy hatoka, mafy sofina, be tohika, be bohihy, botraika, tsy azo atao ahoana amin' ahoana, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka

Entry (2/2)10  kirina
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  nom d'une espèce d'insecte. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  13  Zoology: invertebrates

Anagrams  14  ikiran, kaniry, kinary, kirain, kirany, kirìna, kirina, nikira, rikain, rikany

Updated on 2023/01/20