Entry 1/2 |
kisendrasendra
(sendrasendra (sendra))
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana
[1.1]
|
| Fifanandrifian-javatra [1.13]
|
Explanations in French | Hasard [1.13]
|
Examples | izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra.
[1.38]
|
|
Entry 2/2 |
kisendrasendra
(sendrasendra (sendra))
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in French | Par pur hasard, accidentellement [1.5]
|
Examples | Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra.
[2.470]
|
|