Entry | kisoa | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1] | ||||
Explanations in English | A pig [1.7] | ||||
Explanations in French | Porc [1.54] | ||||
Porc, cochon [1.8] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Zoology: mammals | ||||
Compound words |
| ||||
Zoonyms |
| ||||
Origin | French: cochon. | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word kisoa | ||||
Article | Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly | ||||
Anagrams | akiso, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Updated on 2023/06/27 |