|
|
|
|

Entry1  kodiakely
Elementary words  2  kodia, kely
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka
Explanations in French  5  [1.3] dés, jetons pour jouer
6  [1.13]
Examples  7  Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza. [2.332]
Vocabulary  8  Game
Analogs  9  taikely
Compound words 
Illustrations 
11 

Updated on 2023/08/11