|
|
|
|

Entry (1/2)1  kofafa (fafa)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [1.1]
Examples  4  Nandray kofafa tokoa izy, ka nony nadio ny tany ambany fanaka rehetra, dia namaoka ny fanaka. [2.332#]
5  Ny iray manao sikidy amin' ny voapano, ny iray amin' ny katsaka, ny iray amin' ny fasika, ary ny iray kofafa. [1.437#]
Synonyms  6  kifafa
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word kofafa

Entry (2/2)9  kofafa
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Botany
12  Health
Explanations in French  13  (préfixe ko augmentatif ; et fafa : balai). Nom d'une Graminée très appréciée pour faire des balais. Elionurus tristis Hack.(Poaceae). D'après R. Bost., cité par Bosser, sa décoction est administrée contre la dysenterie. Dépourvue de valeur fourragère. On l'appelle aussi ahitsorohitra. [1.196]
Scientific name 

Updated on 2023/01/20