|
|
|
|

Entry1  lakan-drafitra
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Navigation
Explanations in Malagasy  4  Lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1]
Explanations in French  5  Pirogue en planches [1.78]
Examples  6  lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285#137]
7  Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14]
Elementary words  8  lakana, rafitra

Updated on 2023/06/16