|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalam-panorenana
Elementary words  2  lana, fanorenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Explanations in French  5  constitution [1.5, 1.13]
Examples  6  Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Vocabulary  7  Law
8  Politique
Titles  9  Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ()
10  Lalam-panorenana Apôstôlika : Tahirim-pinoana (Fidei depositum) (Kônsily ekiomenika faharoa)
11  Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra : Constitution de la quatrième République (Fanjakana Malagasy)
12  Volavolan-dalampanorenana : Project de Constitution (Fanjakana Malagasy)

Entry (2/2)13  lalam-panorenana
Part of speech  14  locution
Explanations in French  15  loi interne [1.13]
Vocabulary  16  Mathematics: algebra
Compound words 

Updated on 2023/10/07