|
|
|
|

Entry1  lolovokatra
Elementary words  2  lolo, vokatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka] angatra, matoatoa
5  [1.1] Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia
Explanations in English  6  [1.7] [Provincial] a phantom risen from the grave
Explanations in French  7  [1.8] [Provincial] revenant
Examples  8  Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996#]
Vocabulary  9  Religions, Beliefs

Updated on 2023/06/17