|
|
|
|

Entry1  malaza (laza)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra 4  Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563]
Explanations in English  5  renowned; notorious [1.2]
Explanations in French  6  célèbre [1.3#395, 1.5]7  renommé, fameux [1.3#395]8  réputé, animé [1.5]
Examples  9  Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77]
10  Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181]
11  Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100]
12  Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Analogs  16  be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  24  Proverbs containing the word malaza

Anagrams  25  malaza, zamala

Updated on 2023/08/11