Entry | 1 mamakitratra |
Elementary words | 2 mamaky, tratra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ) [1.1] |
Explanations in English |
5 a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard [1.7] |
Explanations in French |
6 yard [1.4.fr#860, 1.8] 7 une demi-brasse [1.8, 2.415#6695] 8 mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts [1.8] 9 de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement. [2.415#6695] |
Examples |
10 Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [2.366] 11 Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [2.366] 12 ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [2.69] |
Vocabulary |
13 Space |
Analogs | 14 mamakytratra |
Anagrams | 15 mamakitratra, mamaky tratra |
Updated on 2024/05/31 |