|
|
|
|

Entry (1/3)1  mandrandrana (randrana)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Hairstyles
Explanations in Malagasy  4  Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1]
Explanations in English  5  to plait, to twist. [1.2]6  to braid [1.7]
Explanations in French  7  tresser [1.8]
Examples  8  Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny. [2.606#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/3)13  mandrandraña
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  mivaivay [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in French  16  ardent [Tambahoaka] [1.78]

Entry (3/3)17  mandrandràna (randrana)
Part of speech  18  imperative of active verb mandrandrana
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]
Tables and plates  21  All the active imperatives

Anagrams  22  manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandraña, mandrandràna, manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandraña, mandrandràna, manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandraña, mandrandràna

Updated on 2023/01/20