Entry |
manompa
(ompa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
[1.1]
|
Explanations in English | To revile, to abuse, to vilify. [1.2]
|
| To use foul language to threaten; to curse [1.7]
|
Explanations in French | Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
|
Examples | Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
manompa |
Past : |
nanompa |
Future : |
hanompa |
Imperative : |
manompà |
|
|
Entry |
manompà
(ompa)
|
Part of speech | imperative of active verb manompa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|