Entry (1/2) | 1 manompo |
Root | 2 tompo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa 5 Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manompo |
Entry (2/2) | 14 manompo |
Root | 15 tompo |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 mararin'ny nendra [Tambahoaka]
[1.78] |
Vocabulary |
18 Health |
Anagrams | 19 manompo, mpamono |
Updated on 2023/08/11 |