|
|
|
|

Entry1  miangatra (angatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1]
Explanations in English  4  to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]5  to deal unfairly, to discriminate [1.7]
Explanations in French  6  faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8]
Examples  7  Ny tantara tsy miangatra: [2.48]
8  miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  Mifidy tavan' olona, manao mizana tsindriana ila, manao mpitsara be kibo, manao zanaka anaty fo maharary, manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, manao loa-bary mitahy vady, manisy tombo sy hala, manao atody mafana ila
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word miangatra

Anagrams  16  miangatra, tarimanga

Updated on 2023/01/20