Entry (1/2) | 1 midoboka |
Root | 2 doboka |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Sound |
Explanations in Malagasy |
5 Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano 6 Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao 7 Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1] |
Explanations in English |
8 to thump; to sound like a drum [1.7] |
Explanations in French |
9 donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8] |
Examples |
10 Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#] 11 Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#] 12 Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356] 13 Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#] |
Morphology |
|
Synonyms | 17 midobodoboka |
Analogs | 18 mitepotepo, mitotototo, mitotovary |
Entry (2/2) | 19 midoboka |
Root | 20 doboka |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1] |
Anagrams | 23 mibodoka, midoboka |
Updated on 2023/02/12 |