Entry | miferinaina | |
Elementary words | mifery ; aina | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1] | |
Explanations in English | [ miferin-aina ] To sigh, to groan, to grieve Utterly unable to be happy or comfortable. [1.2] | |
To be in great suffering [1.7] | ||
Explanations in French | être dans la souffrance; souffrir [1.8] | |
Examples | tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] | |
Vocabulary | Emotions | |
Other spellings | miferin-aina ~ miferin' aina ~ miferitr' aina | |
Proverbs | Proverbs containing the word miferinaina | |
Updated on 2023/05/19 |