|
|
|
|

Entry1  mihantsy (hantsy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro 4  Manao izay hihomehezana zazakely 5  Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa [1.1]
Explanations in French  6  provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
Examples  7  sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69]
8  Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  Mihatsy, mihaika, maninana, misetra, manetra, mila ady, mirehareha, minaikanaika, minehaneha, mijihinjihina, mitihintihina, mitrehatreha, manao lambo manoha-dia
Compound words 

Updated on 2023/10/18