Entry |
mihira
(hira)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka, Tanosy]
Milalao [1.78]
|
| Manao hira: Mihira ny mpianatra Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
[1.1]
|
Explanations in English | To sing; to amuse oneself [1.7]
|
Explanations in French | Chanter; s'amuser [1.8]
|
Examples | Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo:
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mihira |
Past : |
nihira |
Future : |
hihira |
Imperative : |
mihirà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mihirĂ
(hira)
|
Part of speech | imperative of active verb mihira
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|