Entry (1/2) | 1 mihira |
Root | 2 hira |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 milalao [Taisaka, Tanosy]
[1.78] 5 Manao hira: Mihira ny mpianatra 6 Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely [1.1] |
Explanations in English |
7 to sing; to amuse oneself [1.7] |
Explanations in French |
8 chanter; s'amuser [1.8] |
Examples |
9 Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 14 manainga feo, manandrapeo, miantsa, mivazo, mikalo, mitoreo, mitoloko, miredona, mandredona, mikalokalo, mivetsovetso, mitanisa, manao feo voalohany, manao saikiny, manao fasiny, manao beson-kira, manao feo an-doha, manao angoa-tenda |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mihira |
Entry (2/2) | 18 mihirà |
Root | 19 hira |
Part of speech | 20 imperative of active verb mihira [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 ahirim, hamiry, hiraim, ihiram, irahim, marihi, mihary, mihirà, mihira |
Updated on 2023/10/18 |