Entry (1/2) | 1 mihira |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka, Tanosy]
milalao 4 [1.1] Manao hira: Mihira ny mpianatra Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely |
Explanations in English |
5 [1.7] to sing; to amuse oneself |
Explanations in French |
6 [1.8] chanter; s'amuser |
Examples |
7 [2.470] Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: |
Root | 8 hira |
Morphology |
|
Analogs | 13 manainga feo, manandrapeo, miantsa, mivazo, mikalo, mitoreo, mitoloko, miredona, mandredona, mikalokalo, mivetsovetso, mitanisa, manao feo voalohany, manao saikiny, manao fasiny, manao beson-kira, manao feo an-doha, manao angoa-tenda |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mihira |
Entry (2/2) | 17 mihirĂ |
Part of speech | 18 imperative of active verb mihira [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Root | 21 hira |
Anagrams | 22 ahirim, hamiry, hiraim, ihiram, irahim, marihi, mihary, mihirĂ , mihira |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |