|
|
|
|

Entry1  mijaly (jaly)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io 4  Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao [1.1]
Explanations in English  5  to suffer [1.7]
Explanations in French  6  souffrir [1.8]
Examples  7  Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
8  Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  Miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry, mitondra ny mafy, mitondra ny tsy eran' ny aina, mitondra ny maizina, mitondra kitra, mitondra rofy, miritra aina, miferinaina, mitoloko, mifia-dranomaso, sendra ny mangidy tsy telina, voan' ny aza manody, fadiranovana
Proverbs  14  Proverbs containing the word mijaly

Updated on 2023/01/20