|
|
|
|

Entry1  mirahalahy
Root  2  rahalahy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [1.1]
Explanations in English  5  to be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
6  who are brothers [1.7]
Explanations in French  7  être frères (entre hommes) [1.54]
8  qui sont frères [1.8]
Examples  9  Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna [2.324]
10  Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy [2.470]
11  Iny no fara fihaonanay mirahalahy [2.472]
Vocabulary  12  Relationships: family
Analogs  13  mirahavavy
Titles  14  Izy mirahalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
Proverbs  15  Proverbs containing the word mirahalahy

Updated on 2023/01/20