|
|
|
|

Entry1  miratra (ratra)
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Astronomy
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [1.1]
Explanations in French  5  Décroître; se dit de la lune [1.3]
Examples  6  ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  maritra, miratra

Updated on 2023/09/29