|
|
|
|

Entry (1/2)1  misongadina (songadina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miavaka tsara, mivongady 4  Voaenda-damba, miboridana [1.1]
Examples  5  Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Analogs  10  Mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina

Entry (2/2)11  misongadìna (songadina)
Part of speech  12  imperative of active verb misongadina
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Tables and plates  15  All the active imperatives

Anagrams  16  misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna, misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna

Updated on 2023/01/20