|
|
|
|

Entry1  mivadika (vadika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo 4  Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana 5  Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary 6  Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny. / Nivadika tampoka teo lahy ny andro 7  Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra 8  Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitsoa-pahana, miova fenitra, mitsoaka ny teny natao, mitsoaka orimbato, mivadibadika toa lela may, manao tsimbadiboanampotsy, manao tsimbadik' amponga, miroa lela, miodina, malady ofana, mangala-belirano
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word mivadika

Updated on 2023/08/16