Entry (1/2) | 1 olitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario |
Explanations in English |
4 [1.2] a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. 5 [1.7] a worm |
Explanations in French |
6 [1.8] ver |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word olitra |
Article |
13 Randzavola: kankana sy olitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 14 olitra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. |
Explanations in English |
17 [1.2] toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth 18 [1.7] toothache |
Explanations in French |
19 [1.54] mal aux dent (litéralement ver) 20 [1.8] mal aux dents |
Vocabulary |
21 Health |
Compound words |
|
Anagrams | 27 alotry, laotry, liôtra, olitra |
Updated on 2023/10/08 |