|
|
|
|

Entry (1/4)1  ovana (ova)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio [1.1]
4  Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1]
Examples  5  Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
6  Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word ovana

Entry (2/4)13  ôvana
Part of speech  14  noun
Vocabulary  15  Physics
Explanations in Malagasy  16  Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62#156]
Explanations in French  17  Noyau [1.13.fr#160]

Entry (3/4)18  ovana
Part of speech  19  noun
Vocabulary  20  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  21  Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny [1.1]
22  Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1]
Explanations in French  23  Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditrovana (Voir faditra ). [1.196]
Compound words 

Entry (4/4)26  ovana
Part of speech  27  noun
Vocabulary  28  Botany
Explanations in French  29  (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [1.196]
Scientific name 

Anagrams  31  avona, ovana, vaona, voana

Updated on 2023/10/26