|
|
|
|

Entry1  papelika
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika" [1.1]
Explanations in French  5  Caille ordinaire [1.54]
Examples  6  Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; [2.996]
Synonyms  7  kibobo, menamaso
Phytonyms 
Proverbs  9  Proverbs containing the word papelika
Article  10  Randzavola: papelika ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30