Entry | raban-tsahona | |||
Elementary words | raba ; sahona | |||
Part of speech | locution | |||
Explanations in Malagasy | Feon' ny sahona mihoraka Fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [1.1] | |||
Explanations in English | Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [1.2] | |||
Explanations in French | Coassement des grenouilles. Fig. anarchie, désordre [1.3] | |||
Synonyms | fanjakana raban-tsahona ~ fanjakan' i Baroa ~ tany manjaka hova | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/02/14 |