Entry | ramanavy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: mammals | |
Synonyms | manavy | |
Analogs | fanihy | |
Proverbs | Proverbs containing the word ramanavy | |
Anagrams | manariva, ramanavy, Ramavany |
Updated on 2020/07/31 |