Entry | ranovisy | ||||
Elementary words | rano ; Visy | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Health | ||||
Origin | French: eau de vichy. | ||||
Other spellings | rano visy | ||||
Anagrams | ranovisy, vosirina |
Updated on 2023/10/17 |