|
|
|
|

Entry1  razandry
Elementary words  2  ra-, zandry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin' ny tena
Explanations in English  5  [1.7] younger brother or sister (term of respect)
Explanations in French  6  [1.8] frère ou soeur cadet (terme respectueux)
Examples  7  Razoky va no manitra voan-kazo?
sa razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Vocabulary  8  Relationships: family
9  Forms of Address

Updated on 2023/11/27