|
|
|
|

Entry (1/2)1  rehareha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena.
Explanations in English  4  [1.7] pride, boasting
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] orgueil
6  [1.3] fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain
7  [1.8] vantardise
Examples  8  Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [2.649#]
9  Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#]
Vocabulary  10  Emotions
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)17  rehareha
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea)
Explanations in French  20  [1.3] arbre
21  [1.196] (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. [Sakalava]
22  [Betsimisaraka]
Vocabulary  23  Botany
Analogs  24  reharehalahy, reharehavavy
Phytonyms 
Scientific name 

Anagrams  28  herahera, rehareha

Updated on 2023/08/11