|
|
|
|

Entry1  renikely
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [1.1]
5  Rafozam-bavy [1.78]
Examples  6  Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270#]
7  Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245#]
Synonyms  8  rinikely
Elementary words  9  reny, kely
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word renikely

Anagrams  14  kelireny, renikely

Updated on 2023/06/12